# Inona no nosafidin'Andriamanitra ho an'ireo Tesaloniana mba hahazahoana amin'ny alalan'ny filazantsara? Nifidy ho an'ny Tesaloniana Andriamanitra mba hahazahoana ny voninahitry ny Tompo Jesosy Kristy amin'ny alalan'ny filazantsara. # Inona no niantson'i Paoly an'ireo Tesaloniana fa hatao ankehitriny fa nandray ny filazantsara izy ireo? Niantso ireo Tesaloniana i Paoly mba hijoro mafy ary hihazona fahamarinana izay nampianarina azy ireo.