plt_tq/2sa/24/24.md

8 lines
483 B
Markdown

# Nahoana no nisisika ny hividy ny famoloan'i Araona amin'ny vidiny i Davida?
Nilaza tamin'i Araona i Davida fa hisisika ny hividy izany amin'ny vidiny izy satria tsy hanolotra fanatitra dorana afa-tsy zavatra izay nialany vola ihany izy.
# Ahoana no nampitsaharan'i Davida ny areti-mandringana tany Israely?
Nampitsahatra ny areti-mandringana tany Israely tamin'ny fananganana alitara ho an'i Yaveh i Davida ary nanao sorona fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo amin'izany.