# Nahoana no nisisika ny hividy ny famoloan'i Araona amin'ny vidiny i Davida? Nilaza tamin'i Araona i Davida fa hisisika ny hividy izany amin'ny vidiny izy satria tsy hanolotra fanatitra dorana afa-tsy zavatra izay nialany vola ihany izy. # Ahoana no nampitsaharan'i Davida ny areti-mandringana tany Israely? Nampitsahatra ny areti-mandringana tany Israely tamin'ny fananganana alitara ho an'i Yaveh i Davida ary nanao sorona fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo amin'izany.