plt_tq/2sa/24/08.md

8 lines
328 B
Markdown

# Hafiriana no nitetezan'i Joaba ny tany rehetra ary niverenany tany Jerosalema?
Naharitra sivy volana sy roapolo andro no nitetezan'i Joaba ny tany rehetra ary niverenany tany Jerosalema.
# Lehilahy mpiady firy no voaisan'i Joaba?
Nanisa lehilahy be herim-po valo hetsy tao Israely ary lehilahy dimy hetsy tao Joda i Joaba.