# Hafiriana no nitetezan'i Joaba ny tany rehetra ary niverenany tany Jerosalema? Naharitra sivy volana sy roapolo andro no nitetezan'i Joaba ny tany rehetra ary niverenany tany Jerosalema. # Lehilahy mpiady firy no voaisan'i Joaba? Nanisa lehilahy be herim-po valo hetsy tao Israely ary lehilahy dimy hetsy tao Joda i Joaba.