plt_tq/2sa/19/42.md

8 lines
412 B
Markdown

# Nahoana ireo lehilahin'Israely no nilaza fa manan-jo kokoa amin'i Davida noho ireo lehilahin'i Joda izy ireo?
Nilaza ireo lehilahin'Israely fa manan-jo kokoa amin'i Davida izy ireo satria nanana foko folo nihavana tamin'ny mpanjaka.
# Ny tenin'iza no mafy kokoa, ny an'ireo lehilahin'i Joda sa ny an'ireo lehilahin'Israely?
Ny tenin'ireo lehilahin'i Joda no mafy kokoa noho ny tenin'ireo lehilahin'Israely.