# Nahoana ireo lehilahin'Israely no nilaza fa manan-jo kokoa amin'i Davida noho ireo lehilahin'i Joda izy ireo? Nilaza ireo lehilahin'Israely fa manan-jo kokoa amin'i Davida izy ireo satria nanana foko folo nihavana tamin'ny mpanjaka. # Ny tenin'iza no mafy kokoa, ny an'ireo lehilahin'i Joda sa ny an'ireo lehilahin'Israely? Ny tenin'ireo lehilahin'i Joda no mafy kokoa noho ny tenin'ireo lehilahin'Israely.