plt_tq/2sa/19/13.md

8 lines
304 B
Markdown

# Iza no nolazain'i Davida fa ho kapitenin'ny tafika ho solon'i Joaba?
Nolazain'i Davida fa Amasa no ho kapitenin'ny tafika ho solon'i Joaba.
# Nahoana no tonga tany Gilgala ireo lehilahin'i Joda?
Tonga tany Gilgala mba hitsena ny mpanjaka sy hitondra azy hiampita an'i Jordana ireo lehilahin'i Joda.