# Iza no nolazain'i Davida fa ho kapitenin'ny tafika ho solon'i Joaba? Nolazain'i Davida fa Amasa no ho kapitenin'ny tafika ho solon'i Joaba. # Nahoana no tonga tany Gilgala ireo lehilahin'i Joda? Tonga tany Gilgala mba hitsena ny mpanjaka sy hitondra azy hiampita an'i Jordana ireo lehilahin'i Joda.