plt_tq/2sa/19/07.md

8 lines
478 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Joaba tamin'ny mpanjaka fa hitranga raha tsy mitsangana, mivoaka, ary miresaka am-pahatsorana amin'ireo miaramilan'ny mpanjaka ny mpanjaka?
Nilaza i Joaba fa raha tsy mandeha ny mpanjaka, dia tsy hisy olona na iray aza hijanona miaraka aminy amin'izany alina izany.
# Oviana ny vahoaka rehetra no tonga teo anatrehan'ny mpanjaka?
Tonga teo anatrehan'ny mpanjaka ny vahoaka rehetra rehefa avy nolazaina izy ireo fa nipetraka teo am-bavahady ny mpanjaka.