# Inona no nolazain'i Joaba tamin'ny mpanjaka fa hitranga raha tsy mitsangana, mivoaka, ary miresaka am-pahatsorana amin'ireo miaramilan'ny mpanjaka ny mpanjaka? Nilaza i Joaba fa raha tsy mandeha ny mpanjaka, dia tsy hisy olona na iray aza hijanona miaraka aminy amin'izany alina izany. # Oviana ny vahoaka rehetra no tonga teo anatrehan'ny mpanjaka? Tonga teo anatrehan'ny mpanjaka ny vahoaka rehetra rehefa avy nolazaina izy ireo fa nipetraka teo am-bavahady ny mpanjaka.