forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
343 B
Markdown
8 lines
343 B
Markdown
# Inona no vaovao izay nentin'i Ahimaza tamin'ny mpanjaka?
|
|
|
|
Nilaza tamin'ny mpanjaka i Ahimaza fa nanolotra ireo lehilahy izay nanohitra ny mpanjaka Yaveh.
|
|
|
|
# Ahoana no namalian'i Ahimaza ny mpanjaka rehefa nanontany momba ny fahasalaman'i Absaloma izy?
|
|
|
|
Nolazain'i Ahimaza fa nahita tao anaty korontana lehibe izy, fa tsy nahafantatra izany.
|