# Inona no vaovao izay nentin'i Ahimaza tamin'ny mpanjaka? Nilaza tamin'ny mpanjaka i Ahimaza fa nanolotra ireo lehilahy izay nanohitra ny mpanjaka Yaveh. # Ahoana no namalian'i Ahimaza ny mpanjaka rehefa nanontany momba ny fahasalaman'i Absaloma izy? Nolazain'i Ahimaza fa nahita tao anaty korontana lehibe izy, fa tsy nahafantatra izany.