plt_tq/2sa/17/11.md

4 lines
237 B
Markdown

# Inona no natoron'i Hosay mba hataon'i Absaloma?
Nanoro hevitra an'i Absaloma ny mba hanangonana ny Israely rehetra miaraka mba handeha hiady mihitsy i Hosay mba ahafafahan'izy ireo mahita an'i Davida ka hamono azy sy ireo lehilahiny.