# Inona no natoron'i Hosay mba hataon'i Absaloma? Nanoro hevitra an'i Absaloma ny mba hanangonana ny Israely rehetra miaraka mba handeha hiady mihitsy i Hosay mba ahafafahan'izy ireo mahita an'i Davida ka hamono azy sy ireo lehilahiny.