plt_tq/2sa/16/03.md

8 lines
413 B
Markdown

# Amin'i Ziba, dia inona no antony nijanonan'i Mefiboseta tany Jerosalema?
Nolazain'i Ziba fa ny antony nijanonan'i Mefiboseta tany Jerosalema dia satria nino i Mefiboseta fa hamerina ny fanjakan'ny rainy aminy amin'izany andro izany ny ankohonan'Israely.
# Inona no nolazain'ny mpanjaka fa an'i Ziba ankehitriny?
Nolazain'ny mpanjaka tamin'i Ziba fa ny rehetra izay an'i Mefiboseta dia an'i Ziba ankehitriny.