# Amin'i Ziba, dia inona no antony nijanonan'i Mefiboseta tany Jerosalema? Nolazain'i Ziba fa ny antony nijanonan'i Mefiboseta tany Jerosalema dia satria nino i Mefiboseta fa hamerina ny fanjakan'ny rainy aminy amin'izany andro izany ny ankohonan'Israely. # Inona no nolazain'ny mpanjaka fa an'i Ziba ankehitriny? Nolazain'ny mpanjaka tamin'i Ziba fa ny rehetra izay an'i Mefiboseta dia an'i Ziba ankehitriny.