forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
398 B
Markdown
8 lines
398 B
Markdown
# Iza no tonga mba hihaona tamin'i Davida raha tonga teo an-tampon'ny lalana, izay efa fanompoana an'Andriamanitra izy?
|
|
|
|
Tonga nihaona tamin'i Davida i Hosay ilay Arkita.
|
|
|
|
# Inona no tian'i Davida hataon'i Hosay Arkita ho azy?
|
|
|
|
Tian'i Davida hiverina any an-tanàna ary hiteny amin'i Absaloma fa ho mpanompon'i Absaloma i Hosay mba hampikorontanan'i Hosay ny torohevitr'i Ahitofela ho an'i Davida.
|