# Iza no tonga mba hihaona tamin'i Davida raha tonga teo an-tampon'ny lalana, izay efa fanompoana an'Andriamanitra izy? Tonga nihaona tamin'i Davida i Hosay ilay Arkita. # Inona no tian'i Davida hataon'i Hosay Arkita ho azy? Tian'i Davida hiverina any an-tanĂ na ary hiteny amin'i Absaloma fa ho mpanompon'i Absaloma i Hosay mba hampikorontanan'i Hosay ny torohevitr'i Ahitofela ho an'i Davida.