plt_tq/2sa/14/04.md

8 lines
399 B
Markdown

# Rehefa nandeha tany amin'ny mpanjaka ilay vehivavy hendry, dia nolazainy fa iza izy?
Nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa mpitondratena izy.
# Inona no nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa nataon'ireo zanany roalahy taminy?
Nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa niady teny an-tsaha ireo zanany roalahy ary namely ilay iray ny anankiray ka nahafaty azy.