# Rehefa nandeha tany amin'ny mpanjaka ilay vehivavy hendry, dia nolazainy fa iza izy? Nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa mpitondratena izy. # Inona no nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa nataon'ireo zanany roalahy taminy? Nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa niady teny an-tsaha ireo zanany roalahy ary namely ilay iray ny anankiray ka nahafaty azy.