plt_tq/2sa/13/37.md

12 lines
332 B
Markdown

# Taiza no nandehanan'i Absaloma rehefa maty Amnona?
Nandositra ary nankany amin'i Talmay, zanaka lahin'i Amihoda, ilay mpanjakan'i Gesora i Absaloma.
# Hafiriana i Absaloma no tao Gesora?
Tao Gesora nandritra ny telo taona i Absaloma.
# Inona no nirian'i Davida mba hatao?
Naniry ny hivoaka ary hijery an'i Absaloma i Davida.