# Taiza no nandehanan'i Absaloma rehefa maty Amnona? Nandositra ary nankany amin'i Talmay, zanaka lahin'i Amihoda, ilay mpanjakan'i Gesora i Absaloma. # Hafiriana i Absaloma no tao Gesora? Tao Gesora nandritra ny telo taona i Absaloma. # Inona no nirian'i Davida mba hatao? Naniry ny hivoaka ary hijery an'i Absaloma i Davida.