plt_tq/2sa/12/09.md

4 lines
165 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa nataon'i Davida?
Nolazain'i Yaveh fa namono an'i Oria tamin'ny sabatry ny tafik'i Amona ary naka ny vadin'i Oria ho vadiny i Davida.