# Inona no nolazain'i Yaveh fa nataon'i Davida? Nolazain'i Yaveh fa namono an'i Oria tamin'ny sabatry ny tafik'i Amona ary naka ny vadin'i Oria ho vadiny i Davida.