plt_tq/2sa/11/26.md

12 lines
403 B
Markdown

# Inona no nataon'ny vadin'i Oria rehefa reny fa maty ny vadiny?
Rehefa reny fa maty ny vadiny, dia nisaona tanteraka ny vadiny izy.
# Inona no nahazo an'i Batseba?
Rehefa nisinda ny alahelony, dia nampaniraka sy nampody azy tany amin'ny lapany i Davida, ka lasa vadiny izy ary niteraka zazalahy taminy.
# Iza no tsy nankasitraka izay nataon'i Davida?
Tsy nankasitrahan'i Yaveh ny nataon'i Davida.