# Inona no nataon'ny vadin'i Oria rehefa reny fa maty ny vadiny? Rehefa reny fa maty ny vadiny, dia nisaona tanteraka ny vadiny izy. # Inona no nahazo an'i Batseba? Rehefa nisinda ny alahelony, dia nampaniraka sy nampody azy tany amin'ny lapany i Davida, ka lasa vadiny izy ary niteraka zazalahy taminy. # Iza no tsy nankasitraka izay nataon'i Davida? Tsy nankasitrahan'i Yaveh ny nataon'i Davida.