plt_tq/2sa/11/06.md

8 lines
350 B
Markdown

# Rehefa fantatr'i Davida fa bevohoka i Batseba, dia inona no nataony?
Rehefa fantatr'i Davida fa bevohoka i Batseba dia nolazainy i Joaba mba handefa an'i Oria Hitita any aminy.
# Rehefa tonga teo amin'i Davida i Oria, dia niezaka ny hampanao inona an'i Oria i Davida?
Niezaka ny hampidina an'i Oria any an-tranony sy hanasa ny tongony i Davida.