# Rehefa fantatr'i Davida fa bevohoka i Batseba, dia inona no nataony? Rehefa fantatr'i Davida fa bevohoka i Batseba dia nolazainy i Joaba mba handefa an'i Oria Hitita any aminy. # Rehefa tonga teo amin'i Davida i Oria, dia niezaka ny hampanao inona an'i Oria i Davida? Niezaka ny hampidina an'i Oria any an-tranony sy hanasa ny tongony i Davida.