plt_tq/2sa/11/02.md

8 lines
233 B
Markdown

# Iza no hitan'i Davida indray hariva rehefa niarina teo am-pandriany izy ary nandeha tany amin'ny tafon'ny lapany?
Nahita vehivavy nandro i Davida ary Batseba no anarany.
# Iza no vadin'i Batseba?
Oria Hetita no vadin'i Batseba.