# Iza no hitan'i Davida indray hariva rehefa niarina teo am-pandriany izy ary nandeha tany amin'ny tafon'ny lapany? Nahita vehivavy nandro i Davida ary Batseba no anarany. # Iza no vadin'i Batseba? Oria Hetita no vadin'i Batseba.