|
# Nataon'i Davida inona ireo Arameana any Damaskosy rehefa tonga mba hanampy an'i Hadadezera mpanjakan'i Zoba izy ireo?
|
|
|
|
Nahafaty lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina i Davida.
|
|
|
|
# Nahoana no nandresy Davida?
|
|
|
|
Nampandresy an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany i Yaveh.
|