# Nataon'i Davida inona ireo Arameana any Damaskosy rehefa tonga mba hanampy an'i Hadadezera mpanjakan'i Zoba izy ireo? Nahafaty lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina i Davida. # Nahoana no nandresy Davida? Nampandresy an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany i Yaveh.