forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
336 B
Markdown
8 lines
336 B
Markdown
# Inona no nomen'i Yaveh an'i Davida?
|
|
|
|
Nanome fitsaharana an'i Yaveh tamin'ireo fahavalony manodidina azy rehetra i Yaveh
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ny mpanjaka tamin'i Natana mpaminany?
|
|
|
|
Nilaza tamin'i Natana mpaminany ny mpanjaka hoe: "Indro, mipetraka amin'ny trano sedera aho, fa ny fiaran'Andriamanitra kosa mijanona ao afovoan'ny lay."
|