# Inona no nomen'i Yaveh an'i Davida? Nanome fitsaharana an'i Yaveh tamin'ireo fahavalony manodidina azy rehetra i Yaveh # Inona no nolazain'ny mpanjaka tamin'i Natana mpaminany? Nilaza tamin'i Natana mpaminany ny mpanjaka hoe: "Indro, mipetraka amin'ny trano sedera aho, fa ny fiaran'Andriamanitra kosa mijanona ao afovoan'ny lay."