plt_tq/2sa/06/06.md

8 lines
398 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa tonga teo am-pamoloan'i Nakona izy ireo?
Rehefa tonga teo amin'ny famoloan'i Nakona izy ireo, dia nianjera ny omby, ary Oza naninjitra ny tanany mba hisarika ilay fiaran'Andriamanitra, ka nihazona izany izy.
# Inona no nataon'i Yaveh ho valin'ny nataon'i Oza?
Tezitra Yaveh ary namely an'i Oza teo noho ny fahotany, ary maty teo akaikin'ny fiaran'Andriamanitra i Oza.