# Inona no nitranga rehefa tonga teo am-pamoloan'i Nakona izy ireo? Rehefa tonga teo amin'ny famoloan'i Nakona izy ireo, dia nianjera ny omby, ary Oza naninjitra ny tanany mba hisarika ilay fiaran'Andriamanitra, ka nihazona izany izy. # Inona no nataon'i Yaveh ho valin'ny nataon'i Oza? Tezitra Yaveh ary namely an'i Oza teo noho ny fahotany, ary maty teo akaikin'ny fiaran'Andriamanitra i Oza.