# Tamin'ny inona no nametrahan'izy ireo ny fiaran'Andriamanitra?
Napetrak'izy ireo teo ambony kalesy vaovao ny fiaran'Andriamanitra.
# Iza no nitarika ny kalesy vaovao?
Oza sy Ahio, zanaka lahin'Abinadaba, no nitari-dalana ilay kalesy vaovao.