# Tamin'ny inona no nametrahan'izy ireo ny fiaran'Andriamanitra? Napetrak'izy ireo teo ambony kalesy vaovao ny fiaran'Andriamanitra. # Iza no nitarika ny kalesy vaovao? Oza sy Ahio, zanaka lahin'Abinadaba, no nitari-dalana ilay kalesy vaovao.