plt_tq/2sa/05/03.md

8 lines
393 B
Markdown

# Iza no tonga tany Hebrona, nanao fanekena tamin'i Davida, ary nanosotra azy ho mpanjakan'Israely?
Ireo loholon'Israely rehetra no tonga tany Hebrona, nanao fanekena tamin'i Davida, ary nanosotra azy ho mpanjakan'Israely.
# Firy taona no nanjakan'i Davida tany Jerosalema hanjaka amin'ny Israely sy Joda rehetra?
Nanjaka telo amby telopolo taona teo amin'Israely sy Joda rehetra i Davida.