# Iza no tonga tany Hebrona, nanao fanekena tamin'i Davida, ary nanosotra azy ho mpanjakan'Israely? Ireo loholon'Israely rehetra no tonga tany Hebrona, nanao fanekena tamin'i Davida, ary nanosotra azy ho mpanjakan'Israely. # Firy taona no nanjakan'i Davida tany Jerosalema hanjaka amin'ny Israely sy Joda rehetra? Nanjaka telo amby telopolo taona teo amin'Israely sy Joda rehetra i Davida.