plt_tq/2sa/03/27.md

8 lines
243 B
Markdown

# Inona no nataon'i Joaba rehefa niverina tany Hebrona Abnera?
Nanindrona an'i Abnera teo amin'ny kibo ka nahafaty azy i Joaba.
# Nahoana no namono an'i Abnera i Joaba?
Namono an'i Abnera mba hamaliana ny ràn'i Asahela rahalahiny i Joaba.