# Inona no nataon'i Joaba rehefa niverina tany Hebrona Abnera? Nanindrona an'i Abnera teo amin'ny kibo ka nahafaty azy i Joaba. # Nahoana no namono an'i Abnera i Joaba? Namono an'i Abnera mba hamaliana ny ràn'i Asahela rahalahiny i Joaba.