forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
315 B
Markdown
8 lines
315 B
Markdown
# Iza i Abnera?
|
|
|
|
Abnera dia zanaka lahin'i Nera, mpifehy ny tafik'i Saoly.
|
|
|
|
# Nataon'i Abnera inona Isboseta, zanak'i Saoly?
|
|
|
|
Naka an'Isboseta zanaka lahin'i Saoly ary nitondra azy tany Mahanaima Abnera; nanao an'Isboseta ho mpanjakan'i Gileada, Asorita, Jezirela, Efraima, Benjamina, ary amin'Israely rehetra izy.
|