# Iza i Abnera? Abnera dia zanaka lahin'i Nera, mpifehy ny tafik'i Saoly. # Nataon'i Abnera inona Isboseta, zanak'i Saoly? Naka an'Isboseta zanaka lahin'i Saoly ary nitondra azy tany Mahanaima Abnera; nanao an'Isboseta ho mpanjakan'i Gileada, Asorita, Jezirela, Efraima, Benjamina, ary amin'Israely rehetra izy.