plt_tq/2sa/01/08.md

12 lines
555 B
Markdown

# Inona no nolazain'ilay tovolahy fa nasain'i Saoly hataony?
Nolazain'ilay tovolahy fa nasain'i Saoly mba hitsangana eo akaikiny ary hamono azy izy.
# Nahoana no nangataka ilay tovolahy Amalekita mba hamono azy Saoly?
Nasain'i Saoly ho vonoin'ilay tovolahy Amalekita izy satria hoy izy: "...fahoriana lehibe no manjo ahy, kanefa mbola ato amiko ny aina.'
# Rehefa avy namono an'i Saoly ilay tovolahy dia inona no nalainy tamin'i Saoly?
Nalain'ilay tovolahy ny satro-boninahitra izay teo amin'ny lohan'i Saoly sy ny fehin-tanana teo amin'ny sandriny.