plt_tq/2ki/15/10.md

8 lines
283 B
Markdown

# Taiza no namonoan'i Saloma an'i Zakaria?
Tany Ibleama no namonoan'i Saloma an'i Zakaria.
# Hafiriana no hipetrahan'ireo taranak'i Jeho eo amin'ny seza fiandrianan'Israely?
Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely hatramin'ny taranaka fahefatra mandimby ny taranak'i Joasy.