# Taiza no namonoan'i Saloma an'i Zakaria? Tany Ibleama no namonoan'i Saloma an'i Zakaria. # Hafiriana no hipetrahan'ireo taranak'i Jeho eo amin'ny seza fiandrianan'Israely? Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely hatramin'ny taranaka fahefatra mandimby ny taranak'i Joasy.