plt_tq/2ki/12/06.md

4 lines
259 B
Markdown

# Nahoana i Joasy no nilaza tamin'ireo mpisorona mba tsy haka vola amin'ireo mpandoa hetra intsony?
Nilaza tamin'ireo mpisorona i Joasy mba tsy haka vola amin'ireo mpandoa hetra intsony satria tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly akory izy ireo.