# Nahoana i Joasy no nilaza tamin'ireo mpisorona mba tsy haka vola amin'ireo mpandoa hetra intsony? Nilaza tamin'ireo mpisorona i Joasy mba tsy haka vola amin'ireo mpandoa hetra intsony satria tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly akory izy ireo.